Teny iditra (1/2) | 1 zarina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao tonga zatra: Zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatraloatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be made accustomed; to be trained |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#869, 1.8] qu'on habitue; qu'on apprivoise 6 [1.3#869] qu’on exerce, qu’on accoutume, qu’on familiarise 7 [1.8] qu'on dompte |
Ohatra |
8 [1.519#] Mba hitaizana ny mpianatra dia zarina hiala amin' izay fomba ratsiny izy. |
Fototeny | 9 zatra |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 zarina |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.13] palmier à huile |
Voambolana |
17 Haizavamaniry: hazo palma |
Fivaditsoratra | 18 azarin, izaran, nazari, nizara, razany, rizana, zairan, zarain, zarina, zinara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |