Teny iditra | 1 zaro |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana zarina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] |
Ohatra |
5 [1.3] zaro taingenana io soavaly io (Habituez ce cheval à se laisser monter) 6 [1.1] zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatra loatra 7 [2.996#] zaro amin' izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin' izany. |
Fototeny | 8 zatra |
Fivaditsoratra | 9 razo, roza, zaro, zora |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |