Teny iditra (1/2) | 1 zava- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe zavatra |
Teny iditra (2/2) | 3 zava |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Taratra manenika toerana iray ka mahatonga ny zavatra rehetra iantefany ho hitan' ny maso |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] clearness, transparency distinctness, perspicuity |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#369] lumière, clarté, transparence, netteté |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 15 hazava, hazavana |
Fivaditsoratra | 16 vaza, zava, zava- |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |