|
|
|
|

Teny iditra1  zavamaniry
Singan-teny  2  zavatra, maniry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anarana ikambanan' ny zavatra rehetra avy amin' ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] plante, végétation
6  [1.196] Nom général des végétaux, de tout ce qui fait des pousses (maniry vient de tsiry). Par opposition à zava-miaina: tout ce qui a une haleine, un souffle (aina). Dans cette classification empirique malgache, beaucoup d'animaux inférieurs comme les coraux sont assimilés à des plantes.
Ohatra  7  Manan' aina ny zavamaniry rehetra. [2.332]
8  Ireto avy ireo zavamaniry ahazoana menaka. [2.117]
9  Malaza ho mahay fanafody avy amin' ny zavamaniry ny Kalanoro. [2.508]
Voambolana  10  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny 
Lohateny  19  Anaran' ny Biby sy Zavamaniry fahita andavanandro ( )
20  Dikisioneran-kazo sy zavamaniry raokandro malagasy (Rason Gabriel)

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13