Teny iditra zavatsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] fitokanana [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra zavatra

Teny iditra zava-tsy (zavatra, tsy)
Sokajin-teny Tsy lazaina (teny sasany)
Ohatra 
1Mandinika zava-tsy misy eo anoloany [Randriamiadanarivo: Sikajy]
2Misakana ny teny tsy ho tanteraka ny zava-tsy fantatra [Ndemahasoa: Antakay]
3Ny hisambotra mbola hanahirana : sady tsy hahazo no zava-tsy hay [Andriamalala: Zazavavindrano]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31