Teny iditra zavavy (vavy)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Teny ilazana na iantsoana ny tovovavy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy you (plur.) used between women [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay vous (plur.) se dit entre femmes [Hallanger 1974]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Vakana inona, ry zavavy? [Dahle: Angano, takila 257]
2Tsy afaka hifampitaha aminy ianao zavavy, hoy ny iray tamin' ireo sakalava. [Rapatsalahy: Kintana, takila 87]

2019/08/17