Teny iditra mazaza (zaza)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maitso manopy mavo toy ny tain-jaza
Malazo ary efa simba: Efa mazaza ireto anana ireto ka tokony hariana
Enti-milaza fitafiana lena tsy nahahy ka niova volo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20