|
|
|
|

Teny iditra1  zazahova
Singan-teny  2  zaza, hova
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo
Ohatra  5  Mangataka arahaba, toa zazahova. [2.69#]
6  Raha zazahova izy taloha ka andriana ny razany dia miverina amin' ny fiandrianany izy. [2.508#]
Voambolana  7  Hainifiaraha-monina
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny zazahova io

Fivaditsoratra  10  vazahazo, zazahova

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21