Teny iditra | 1 zehena |
Fototeny | 2 zehy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Refesina amin' ny zehy: Zeheo kely ny halavan' ny rindrina atsimo Ferana, faritana, fangitana: Tsy azo zehena ny fahefan' Andriamanitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be measured by spans; |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on mesure par empans; |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny zehena io |
Fivaditsoratra | 13 hezena, zehena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |