Teny iditra (1/2) | 1 zohy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a cave, a cavern |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] cave, tunnel, souterrain 6 [1.8, 1.13] caverne, grotte 7 [1.13] galerie |
Ohatra |
8 Niditra ny zohy indray aho hatory. [2.643#] 9 Teo am-bava-zohy, dia nofatorany koa ny tongony; [2.357#] |
Tovy hevitra | 10 zoma |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
12 Randzavola: zohy ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 13 zohy |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Fanarahana avy eo aoriana Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy Famelana handeha aloha |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 21 hozy, zohi, zohy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |