Teny iditra zoky be toa ray (zoky, be, toa, ray)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny lahimatoa na ny be taona izay heverina ho solon-dray aman-dreny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay un bon aîné remplace le père [Veyrières 1913]
Voambolana 

2016/02/29