Teny iditra | zoky be toa ray | |
Singan-teny | zoky ; be ; toa ; ray | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny lahimatoa na ny be taona izay heverina ho solon-dray aman-dreny [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Un bon aîné remplace le père [2.415] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |