|
|
|
|

Teny iditra1  zoto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] zeal, diligence;
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] zèle, diligence; application
Ohatra  6  Nanery tena moa fa ny zoto tsy eo. [2.4#]
7  Fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, hoy ny fahendren' ny Ntaolo. [2.285#]
8  Ny mandeha tsy zoto, ny mitoetra tsy laina fa raharaha ifanomanana ka samy manao ny tandrifiny. [2.587#]
Voambolana  9  Ontam-po
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny zoto io
Teny nalaina  16  Soratra misy io teny zoto io

Fivaditsoratra  17  tozo, zoto

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21