|
|
|
|

Teny iditra1  Anjoatsy
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Voambolana  3  Tantara: firenena
Fanazavàna teny malagasy  4  karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohémar [Betsimisaraka] [1.78]
Tovy hevitra  5  anjoaty, anjoaty

Fivaditsoratra  6  Anjoatsy, antsojay

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20