|
|
|
|

Teny iditra1  Anjoaty
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Voambolana  3  Tantara: firenena
Fanazavàna teny malagasy  4  karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [Betsimisaraka] [1.78]
Ohatra  5  Ao koa ireo anjoaty sakalava izay mahatsiaro tena ho Sakalava kanefa tsy Sakalava fotsiny fa indrindra koa anjoaty na Onjatsy. [2.508#]
Tovy hevitra  6  anjoatsy, anjoatsy

Fivaditsoratra  7  anjatoy, Anjoaty

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20