|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  antsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Hira [Bara, Tanosy] [1.78]
4  Hira fankalazana sy fiderana ny fiandrianan' ny mpanjaka na fihobiana ny mpandresy an' ady avy niantafika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  chanting [1.2, 1.7]
6  a mode of singing by the attendants on the sovereign. [1.2]
7  singing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  chant [1.8]
9  Chanson, chant de louange [Vezo] [1.68]
10  chant, musique [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  11  Velona ny antsa eo an-kianjan' ny famorana. [2.606#167]
Voambolana  12  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny 

Teny iditra (2/4)20  antsa
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  tsininy [Tambahoaka] [1.78]
23  tsiny, kilema [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  24  defect, fault, imperfection. See tsiny, adidy [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25  Compassion, miséricorde, pitié [Vezo] [1.68]

Teny iditra (3/4)26  antsa
Sokajin-teny  27  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  28  Charitable, compatissant, humain, miséricordieux, philanthrope [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
29  Matoantenin' ny mpanao :
30  Anarana :

Teny iditra (4/4)31  Antsa
Singan-teny  32  antsa
Sokajin-teny  33  anarana (lohatenin' boky)
Voambolana  34  Haisoratra
Mpanoratra  35  Rabemananjara Jacques
Mpanonta printy  36  , 1948
Lahatsoratra  37 

Fivaditsoratra  38  Antsa, antsa, santa, satan-, tsana, Antsa, antsa, santa, satan-, tsana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19