Teny iditra |
atsimo andrefana
|
Singan-teny | atsimo ; andrefana |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana [1.1]
|
Ohatra |
1 | Vazaha voanjo naka toerana tao atsimo andrefan' i Moramanga tao
[2.643]
|
2 | Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' ny vodivona atsimoandrefana indrindra, iza.
[1.38]
|
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Atsimo Andrefana
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny malagasy | Faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1]
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Sary |
|
|