|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  be minono
Singan-teny  2  be, minono
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  zaza 18 taona no miakatra [Taimoro] [1.78]
5  Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra [Tsimihety] [1.1]
6  ilazana ny zaza efa lehibe nefa tsy sarahina, ary anambarana koa ny olona miankindava amin' ny hafa, tsy mahavelon-tena raha tsy ampiana [1.1]
Ohatra  7  Tokony ho fantatra koa fa ny tovolahy sihanaka efa mato-tsaina ka vonona ny haka vady dia lehilahy efa mahaleo tena: manana tanimbary sy omby misimisy ihany, fa tsy mba lehilahy mbola "beminono" (miankina amin' ny ray aman-dreny) [2.436#]

Teny iditra (2/2)8  Beminono
Singan-teny  9  be, minono
Sokajin-teny  10  anaram-poko
Voambolana  11  Haitoetany: firenena, foko
Ohatra  12  Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny beminono, ny Masonkarena ary ny Dimanjehy. [2.508]

Fivaditsoratra  13  Beminono, be minono, Beminono, be minono

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20