|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dimanjehy
Singan-teny  2  dimy, zehy
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Miaramila
Fanazavàna teny anglisy  5  [zehy, a span] a young soldier [1.2]

Teny iditra (2/2)6  Dimanjehy
Sokajin-teny  7  anaram-poko
Voambolana  8  Haitoetany: firenena, foko
Ohatra  9  Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny Beminono, ny Masonkarena ary ny dimanjehy. [2.508]

Fivaditsoratra  10  Dimanjehy, dimanjehy, Dimanjehy, dimanjehy

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20