|
|
|
|

Teny iditra1  evi > evina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Famoahan-drivotra eo amin' ny orona, tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ka mahatonga ny vava handefa piti-drora koa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a sneeze [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  éternuement [1.8]
Voambolana  6  Fahasalamana
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Evi   
Evy evi