|
|
|
|

Teny iditra faridanonana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahazavana hita misoritra manodidina ny volana indraindray [1.1]
  [Sihanaka] faribolana [1.78]
Tsipelina hafa 

Teny iditra Faridanonana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra Araka ny filazan' i Faridanonana dia avy amin' ny anaran' ny mpanazary Rona no niavian' ny anarana hoe Androna. [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/01