Teny iditra | 1 Ikaky |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny 4 Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a familiar word used in addressing or speaking of old men, my father. [Mal. Ibu kaka, grandparent.] [1.2] 6 father (a respectful term) cf. dada, ray [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants [1.3] 8 père (terme respectueux); cf dada, ray [1.8] |
Ohatra |
9 Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' ikaky. [2.528] 10 Handrava ny hevitra efa tapak' ikaky sy Ineny! [2.285] 11 ilay zavatray iny r' ikaky, nalain' ny mpanjaka. [2.606] |
Voambolana |
12 Teny fanajana 13 Fifandraisana: fianakaviana |
Tovy hevitra | 14 aba, ada, baba, dada, ray |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 19 akiky, Ikaky, kaiky, kiaky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |