Teny iditra (1/2) | 1 ira |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [1.1] 4 landy, voafoly, voatsody [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 écheveau [1.13] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 irà |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [1.1] 13 toerana avo iavian'ny rano [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 amont [1.13] |
Voambolana |
15 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 16 erà |
Tohi-kevitra | 17 anava, ava |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 20 ira, irà, ria, ira, irà, ria |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |