|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Karimbola
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Voambolana  3  Tantara: firenena
Fanazavàna teny anglisy  4  confederation of self-designated "Karembola clans" who live in the region south of Beloha. They are fairly small and culturally relatively homogeneous population. [1.407#3]
Ohatra  5  Tao Iambaro tany Manambovo izy no nipetraka ary nitondra koa ny karimbola [2.508#63]
6  Hatramin' ny taonjato faha-17 dia saiky tsy nisy foko hafa ankoatry ny karimbola sy ny Mahandrovato tany Androy, ka ny karimbola tao andrefana, teo anelanelan' i Menarandra sy Manambovo ary ny Mahandrovato tao atsinanana teo anelanelan' i Manambovo sy Mandrare [2.508#68]

Teny iditra (2/2)7  karimbola
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  10  (du nom d'une population du Sud, les Karimbola, pour qui cette espèce est considérée comme sacrée). Croton sp. (Euphorbiaceae). (réf. Debray 990). Présence d'alcaloïdes vérifiée par Debray ; les feuilles, écorces et racines sont très riches. Propriétés antitussives vérifiées. Les très nombreuses espèces malgaches du genre Croton sont malheureusement encore mal connues et difficiles à distinguer les unes des autres. Ce genre à lui seul mériterait l'organisation d'une équipe de recherches. D'après l'échantillon Decary 290, Croton, très riche en alcaloïdes dans toutes ses parties, serait à identifier à Croton isomonensis Leandri (Euphorbiaceae), sous réserve des difficultés d'identification déjà signalées. Les feuilles sont également une étude chimique et pharmacologique détaillée. [Sakalava] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12  Karimbola, karimbola, Karimbola, karimbola

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20