|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  kôsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  cosse [1.13]
Voambolana  4  Fizìka
Kamban-teny 

Teny iditra (2/7)6  Kosy
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  8  zanakalahin' i Hama (Gen. 10. 8; 1 Tant. 1. 10). Ny taranany no natao hoe "Kosita" [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  9  Cush [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  10  Kush [2.996]
Voambolana  11  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  12  Toko sy andininy momba Kosy
Tsanganana sy sary iray takila  13  Fitanisana

Teny iditra (3/7)14  Kosy
Sokajin-teny  15  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  16  razamben'i Jehody (Jer. 36. 14) [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  17  Cushi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  18  Kushi [2.996]
Voambolana  19  Soratra Masina
Tsipelina hafa  20  kos
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  21  Toko sy andininy momba Kosy
Tsanganana sy sary iray takila  22  Fitanisana

Teny iditra (4/7)23  Kosy
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  25  razan' i Zefanía mpaminany (Zef. 1. 1) [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  26  Cushi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  27  Kushi [2.996]
Voambolana  28  Soratra Masina
Tsipelina hafa  29  kos
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  30  Toko sy andininy momba Kosy
Tsanganana sy sary iray takila  31  Fitanisana

Teny iditra (5/7)32  Kosy
Sokajin-teny  33  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  34  mpanompon'i Saoly (Sal. 7) [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  35  Cush, a Benjaminite mentioned only in the title to Ps. 7. He was probably a follower of Saul, the head of his tribe. [1.114]
Fanazavàna teny frantsay  36  Kush [2.996]
Voambolana  37  Soratra Masina
Tsipelina hafa  38  kosa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  39  Toko sy andininy momba Kosy
Tsanganana sy sary iray takila  40  Fitanisana

Teny iditra (6/7)41  Kosy
Sokajin-teny  42  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  43  anaran' ny tany voahodidin' ny Ony Gihona, ilay ony faharoa nivoaka avy tany Edena (Gen. 2. 13). Angamba tao avaratr' i Asyria izy. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  44  Ethiopia [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  45  Kush [2.996]
Voambolana  46  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  47  Toko sy andininy momba Kosy
Tsanganana sy sary iray takila  48  Fitanisana

Teny iditra (7/7)49  Kosy
Sokajin-teny  50  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  51  Nosy kely ao atsimo andrefan'i Asia Minora, tokony ho 64 km. ao atsimon' i Mileto. Tao no nijanonan' i Paoly vetivety tamin'ny diany nitety tany fanintelony, raha niakatra ho any Jerosalema izy ; ary tonga tao izy tamin' ny harivan' ny andro nanaovany ilay teny fananarana tamin'ny loholon' ny Fiangonana tany Efesosy. Nijanona tao indray alina ny Apostoly sy ny namany, dia nandroso tamin' ny nalehany ny ampitson' iny (Asa 21. 1). Maro ny Jiosy nonina tao Kosy noho ny íandrosoan' ny varotra tao ; ary angamba nisy Kristiana tany tamin' ny nalehan' i Paoly tao. Nalaza ny nosy noho ny lamba tsara nataon' ny olona tompontany ary noho ny divay vokatry ny tany. Satria eo amin' io nosy io no ifanapahan' ny lalana avy any Grisia mankany Asia Minora sy ny avy any Syria mankany Egypta, dia nahatonga ny varotra tao ho nandroso fatratra izany. Tsy fantatra na efa tafakambana ho isan' ny fari-tanin' i Asia izy tamin' ny taona 139 B.C., na tsia ; fantatra mazava anefa fa tamin' ny andron' i Aogostosy Kaisara dia isan' io fari-tany io izy. Lalana anankiray fandalovan'ny Jiosy ity nosy ity raha miakatra hamangy an'i Jerosalema izy (Asa 21. 1). Ny anarany ankehitriny dia Stanko. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  52  Coos [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  53  Cos [2.996]
Voambolana  54  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  55  Toko sy andininy momba Kosy
Tsanganana sy sary iray takila  56  Fitanisana

Fivaditsoratra  57  kôsy, soky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31