|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manery
Fototeny  2  tery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka
5  Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany
6  Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana
7  Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  to press, to compell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  presser; forcer [1.8]
Ohatra  10  manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza. [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  Manery
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny frantsay  17  tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) [1.11]
Voambolana  18  Haitoetany: renirano, farihy
Tsanganana sy sary iray takila  19  Fitanisana

Fivaditsoratra  20  Manery, manery, mareñy, Manery, manery, mareñy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20