|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  manomba
Fototeny  2  omba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mandrakotra misakobona amin' ny lamba na ny elatra: Manomba ny zanany na reniakoho
5  Miaro: Manomba antsika ny fitahian' Andriamanitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to cover, to wrap; in the provinces it means to strip off a person's clothes, or to insult by indecent language. [1.2]
7  to cover, to protect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  couvrir; protéger [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/6)14  mañomba
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16  manampy, mifanampy samy matanjaka [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/6)17  mañomba
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19  mandoa [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (4/6)20  manombà
Fototeny  21  omba
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manomba
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  24  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Teny iditra (5/6)25  Manomba
Singan-teny  26  manomba
Sokajin-teny  27  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  28  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  29  Fitanisana

Teny iditra (6/6)30  Manomba
Sokajin-teny  31  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny frantsay  32  petit fleuve de la sous-préfecture de Maintirano ... Il reçoit sur sa rive droite la Marifilaly [1.11]
Voambolana  33  Haitoetany: renirano, farihy
Tsanganana sy sary iray takila  34  Fitanisana

Fivaditsoratra  35  mañambo, Manomba, manomba, manombà, mañomba, mañambo, Manomba, manomba, manombà, mañomba, mañambo, Manomba, manomba, manombà, mañomba, mañambo, Manomba, manomba, manombà, mañomba

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20