Teny iditra | 1 Maroratsy |
Singan-teny | 2 maro, ratsy |
Sokajin-teny | 3 anaram-poko |
Voambolana |
4 Tantara: firenena |
Fanazavàna teny malagasy |
5 mponina ao Vohiboazo sy ny manodidina azy [Betsimisaraka]
[1.78] |
Ohatra |
6 Ireto ny sasany taminy Manamorona an' Iaroka, ny Tsimanolo sy ny maroratsy, ao Vatomandry. [2.508#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20 |