|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  masonkarena
Singan-teny  2  maso, harena
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Fanazavàna teny malagasy  5  Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy [1.1]
6  fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7  the cost price; capital used in business [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  prix de revient; capital investi dans une affaire [1.8]
9  prix de revient [1.13]
Ohatra  10  Nisondrotra ny masonkarena tamin' ny fanaovam-boky. [2.356#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny masonkarena io

Teny iditra (2/2)12  Masonkarena
Singan-teny  13  maso, harena
Sokajin-teny  14  anaram-poko
Voambolana  15  Haitoetany: firenena, foko
Ohatra  16  Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny Beminono, ny masonkarena ary ny Dimanjehy. [2.508]

Fivaditsoratra  17  Masonkarena, masonkarena, Masonkarena, masonkarena

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20