Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : masonkarena
|
|
|
Ohabolana 1 | Itoeran' ny mason-karen' olona ny zanak' olona. [2.415 #972]
|
Dikanteny frantsay | Les enfants sont le capital des parents. [2.415 #972]
|
|
|
Ohabolana 2 | Mahazo voamena, manita-kitapo ; maty kirobo, mbola ho hendry; mahatonga masonkarena, miedinedina. [2.653 #1415]
Mahazo voamena, manita-kitapo, maty kirobo, mbola ho hendry, mahatonga ny masonkarena, miedinedina. [2.558 #126]
|
|
|
Ohabolana 3 | Ny toetra masonkarena, ny fahazarana sari-monina. [2.558 #3301]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|