|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  oza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanasana (ny tarehy, ny tanana, ny tongotra)
4  Ny loto manaraka ny rano avy nanasana zavajavatra, toy ny tanana, tarehy, lovia: Ozan-dovia [1.1]
Ohatra  5  Ny sasany milaza fa tao anatin' i Mesopotamia ihany oza; [1.38]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)11  Oza
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  13  Uz [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  14  Uç [2.996]
Voambolana  15  Soratra Masina
Tsanganana sy sary iray takila  16  Fitanisana
Lahatsoratra  17  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Oza

Teny iditra (3/3)18  Oza
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  20  Uzza [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  21  Uzza [2.996]
Voambolana  22  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23  Toko sy andininy momba Oza
Tsanganana sy sary iray takila  24  Fitanisana

Fivaditsoratra  25  azo, oza, zao-

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18