|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  sakoa
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny fanakorana ny voa, toy ny milaza hoe "tsara izay!": Nianjera ny anao, sakoa! kevokevoka loatra [1.1]
Ohatra  4  Hià, sakoa izay, masonay no nahita. [2.996]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (2/4)6  sakoa
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Hazo fihinam-boa (Spondias cythoerea) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  (probablement de koa : saison des pluies diluviennes ; où tout s'éboule, paraît s'écrouler ; allusion au tonnerre). Nom donné à plusieurs Anacardiaceae communes à fruits comestibles. Suivant les dialectes, surtout :
10  Poupartia caffra (Sonder) H. Perrier (anacardiaceae) . Arbre des savanes, résistant aux feux de brousse. Écorces utilisées en tannage et tinctoriales. L'infusion des feuilles passe pour sédative, émolliente ; on l'administre aux enfants qui font de la fièvre La décoction des écorces ; très astringentes, est utilisée dans les diarrhées profuses, les dysenteries. En gargarisme dans les maux de gorge. Les fruits écrasés passent pour un remède des piqûres d'araignées venimeuses. Ce nom est aussi donné à Spondias dulcis Parkinson (Anacardiaceae) l'arbre de Cythère, introduit et cultivé pour ses fruits comestibles. [Tankarana] [1.196]
11  [Sakalava]
12  [Betsileo]
13  Poupartia minor (Bojer) Marchand. Nom relevé par Debray. Mêmes usages que le Poupartia caffra. Fruits comestibles. Ces arbres sécrètent surtout des tanno-gommes encore mal connues. D'après Debray, les feuilles sont riches en flavones. [Mahafaly] [Bara]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)19  Sakoa
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny frantsay  21  petit affluent de l'Onilahy [1.11]
Voambolana  22  Haitoetany: renirano, farihy
Tsanganana sy sary iray takila  23  Fitanisana

Teny iditra (4/4)24  Sakoa
Singan-teny  25  sakoa
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (haitoetany)
Ohatra  27  Ahoana ny amin' ny fitrandrahana ny arin' i sakoa, ny volamena ary ny oraniôma any amin' ny faritra Avaratra-andrefana? [4.27#]
Voambolana  28  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  29  Fitanisana

Fivaditsoratra  30  akosa, asoka, kasao, kasoa, sakao, Sakoa, sakoa, saoka, soaka, akosa, asoka, kasao, kasoa, sakao, Sakoa, sakoa, saoka, soaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/31