Teny iditra (1/4) | 1 sama |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Misokatra be, samaka, ary tsy fiteny afa-tsy amin' ny vava tokana ihany: Sama vava [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 qui a une large bouche [1.3#567] 5 qui a la bouche grande ouverte [1.196] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 7 sama |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Karazam-borona sahala amin' ny vano (Phoenicopterus antiquarum) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 the flamingo [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 flammant (Phoenicopterus antiquarum) [1.3#567] 12 le flamant [1.8] |
Ohatra |
13 ary ny ibisa sy ny sama ary ny voltora madinika [2.996] |
Voambolana |
14 Haibiby: vorona |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
16 Randzavola: sama ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (3/4) | 17 sama |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
19 Vitex sp. (Lamiaceae). [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
20 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 22 Sama |
Sokajin-teny | 23 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny malagasy |
24 Sama [2.996] |
Fanazavàna teny anglisy |
25 Shammah [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
26 Shamma [2.996] |
Voambolana |
27 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 28 Toko sy andininy momba Sama |
Tsanganana sy sary iray takila |
29 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 30 masà, sama |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |