|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sela
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  cellule [1.13]
Ohatra  5  ny sela dia atokana hatao sela vaovao. [1.357#]
Voambolana  6  Haiaina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  Sela
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  13  Salah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  14  Shélah [2.996]
Ohatra  15  fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina. [1.38]
Voambolana  16  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17  Toko sy andininy momba Sela
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana
Lahatsoratra  19  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela

Fivaditsoratra  20  sale, sela

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14