|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsindranolahy
Singan-teny  2  tsindrano, lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny frantsay  5  le mâle tsindrano [1.3]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny tsindranolahy io

Teny iditra (2/2)7  Tsindranolahy
Singan-teny  8  tsindrano, lahy
Sokajin-teny  9  anaram-poko
Voambolana  10  Tantara: firenena
Fanazavàna teny malagasy  11  Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12  nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [1.3]
Ohatra  13  Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe: [2.48]
Tovy hevitra  14  tsindrano
Lahatsoratra  15  Randzavola: Tsindranolahy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  16  Tsindranolahy, tsindranolahy, Tsindranolahy, tsindranolahy

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20