Teny iditra | 1 afolava |
Singan-teny | 2 afo, lava |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] [Betsileo]
Zavamaniry kely mamoa menamena fanao tambavy mahay be fa sady mampavitribitrika no ody malemy valahana ary manala ny aretin-kihy; ny ranony mahafaka ny hao raha anasan-doha; mbola azo ampiasaina ho fandiovana ny fivalanandrano sy fampitomboana ny hatsembohana koa ny laingon' ny afolava madinika (Hyptis pectinata) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Betsileo]
a tall herb. Hyptis pectinata, Poir. Same as sangasanganandevolahy and sangasanganimarina |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] (de afo = feu, flamme et lava = long ; allusion aux inflorescences d'un beau rouge). Hyptis pectinata (L.) Poit. (Lamiaceae) et depuis peu, à Tananarive, Salvia coccinea Buc'hoz ex Etl. (Lamiaceae). La décoction de ces deux plantes est désinfectante et antispasmodique. On l'administre aux enfants qui toussent. [Merina]
7 [Betsileo] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Tovy hevitra | 9 rombantsahona, sangasanganandevolahy, sangasanganimarina |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |