|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  agy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3  méchant, inabordable, renommé par ses charmes, sorcelleries [1.3]

Teny iditra (2/4)4  agy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  Anaran-javamaniry malailay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  a shrub with stinging hairs
8  the name of a climbing plant found among the Sakalava having a pod covered with painfully stinging hairs, which plant is probably a mucuna. Same as tangilotra. Also ipomoea wightu, Choisy. [Betsileo] [1.2]
9  [Sakalava]
Fanazavàna teny frantsay  10  espèce d'ortie [1.3]
11  ortie [1.66]
12  Nom générique des plantes urticantes (voir agilahy)
13  Mucuna axillaris Baker (Fabaceae) et Mucuna horrida Baillon (Fabaceae). On orthographie aussi hagy [Sakalava] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry: ahitra
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)17  agy
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19  an insect found on the tapia tree [1.2]
Voambolana  20  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/4)21  Agy
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  23  Haggi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  24  Haggi [2.996]
Voambolana  25  Soratra Masina
Tsipelina hafa  26  hagy, hagy
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  27  Toko sy andininy momba Agy
Tsanganana sy sary iray takila  28  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31