|
|
|
|

Teny iditra1  ahibahoaka
Singan-teny  2  ahitra, vahoaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Anarana enti-milaza ny ravin' ny tsevoka na tenina izay anafoana trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  The name of a species of grass. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  les feuilles de glaïeul dont on couvre les cases [1.3]
7  (de ahitra et vahoaka = peuple). Plante de marécage indéterminée servant à faire des toitures de chaume sans grande solidité. [1.196]
Ohatra  8  Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13