Teny iditra | 1 akanjobe |
Singan-teny | 2 akanjo, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo [Taifasy]
[1.78] 5 akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy [Betsimisaraka] [1.78] 6 akanjo lava matevina mahafana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 An overcoat. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 un pardessus [1.3] |
Ohatra |
9 Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny. [2.471] |
Voambolana |
10 Toe-karena: zaitra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |