Teny iditra | akoran-tsanda | |
Singan-teny | akora ; sanda | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mari-bola an-taratasy ampiasaina eo amin'ny fifampivarotana sy fifanakalozana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Valeur nominale [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |