Teny iditra | 1 ampanonona |
Fototeny | 2 tonona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karazan' ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny fohy no anaovana azy: Inona dry izany: Tanora banga, antitra vao boribory? (volana) [1.1] |
Voambolana |
5 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
Tsipelina hafa | 6 fampanonona |
Mpanahaka | 7 ankaMANtatra, ankiFIdy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |