|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano
4  Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao [1.1]
5  feno tanteraka [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  soaked, wet. See lona, lena, mando. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  saturé [1.13]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny ampoka io

Teny iditra (2/2)16  ampoka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka [1.1]
Voambolana  19  Kilalao
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny ampoka io

Fivaditsoratra  21  ampoka, ompaka, pomaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11