|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  angola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Hantahanta mahatonga hanao fihetsehana somary mampiraika kely ny loha, fiangotingotiana te ho tiana, angentsangentsana, angotingoty, haitraitra: Be angolangola loatra iny zanakao iny, Rasoa
4  Filatron-kira, fomba fihirana asiana toa miolana kely ny feon-kira: Be angola loatra ny fihiranareo ilay hira ka ilo tsy ho fantatra intsony ilay izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  fancies, fanciful desires [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  fantaisies, caprices [1.8]
Voambolana  7  Ontam-po
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny angola io

Teny iditra (2/2)10  angola
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  nuance [1.5#66]
Voambolana  13  Haiteny
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  15  angola, galona

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11