|
|
|
|

Teny iditra1  antony
Fototeny  2  antoka
Sokajin-teny  3  anarana antoka sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4  Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako)
5  Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety) [1.2]
7  a cause; the object in view [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  cause, motif [1.8, 1.13]
9  raison; la fin en vue [1.8]
10  mobile [1.13]
Ohatra  11  Tsy hitako ny antony. [2.270#]
12  Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643#]
13  Vetivety dia fantatra ny antony. [2.472#]
Voambolana  14  Filôzôfia
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  18  antony, ontany

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17