|
|
|
|

Teny iditra1  antsimbary
Singan-teny  2  antsy, vary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Antsy mifaraingo ny lelany ka ampiasaina hijinjana vary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  A knife used for cutting rice, a sickle. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  Couteau servant de faucille [1.3]
Voambolana  7  Fitaovam-piasana

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13