Teny iditra (1/5) | 1 babaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Effusion, écoulement abondant [1.3] |
Ohatra |
5 Ary omeo rano am-babaka. [2.69] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 8 babaka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [1.1] |
Teny iditra (3/5) | 11 babaka |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 akora [Tambahoaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 parure [Tankarana]
[1.19] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 16 babaka |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
18 For bebaka [Provincial]
[1.2] |
Teny iditra (5/5) | 19 babaka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika [Betsimisaraka]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
22 the pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo, voatavohova, and voatavo [Sakalava]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 courge [Tankarana]
[1.19] 24 (de babaka : abondant, qui produit en abondance). Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Espèce d'origine américaine, introduite par les Européens. Mais son nom est sans doute une réminiscence du mot babako, beaucoup plus ancien. [Sakalava] [1.196] |
Voambolana |
25 Haizavamaniry: anana |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |