|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  balahazo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  ady lalao (ringa) [Bara] [1.78]
4  Tolona mifamihina [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  balahazo
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Mangahazo [Taimoro, Bara, Sihanaka, Tandroy, Tanosy] [1.78]
9  Mangahazo [1.1]
10  karazana hanin-kotrana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11  The manioc or cassava. By the Betsileo the leaves are pounded, and the juice is pressed on sores or wounds. Manihot utilissima, Pohl. Same as kajaha (Betsileo), mbazaha (Betsimisaraka), balafanapaka (Sakalava), and mangahazo. [1.2]
12  prov. for mangahazo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  écorce du manioc [Tankarana] [1.19]
14  prov. pour mangahazo: manioc [Provincial] [1.8]
15  manioc [1.13]
16  hybridation entre les noms sakalava et merina du manioc ; d'une part balafanajaha et balafanapaka, d'autre part, mangahazo en merina. Avant l'introduction du manioc, le mot balahazo existait déjà et désignait un sport populaire intermédiaire entre la lutte et la boxe ; du sanscrit bala : force ; violence et hazona : action de retenir, d'empêcher, de faire obstacle) Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). [Betsileo] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry: anana
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17