Teny iditra | 1 baomba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 jereo bomba [0] |
Ohatra |
4 Dia tonga tokoa ny Amiraly Pierre nanjera baomba tao Mojanga [2.113#] 5 Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro [2.472] 6 Heverin' ny firenena iray fa hery lehibe ho azy ny fananany baomba mahery vaika maro [1.62] |
Voambolana |
7 Miaramila |
Tsipelina hafa | 8 baombo, bomba |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/16 |