Teny iditra | biby fiompy | |
Singan-teny | biby ; fiompy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Animaux domestiques [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | |
Tovy hevitra | biby manompo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |