|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  boto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  ankizy lahy kely [Taisaka] [1.78]
4  Zazalahy kely: Nifaninana hazakazaka ny boto kely ka nahafinaritra erỳ ny nijery azy
5  Mpiasa an-trano fanirakiraka sy mpanao raharaha, mazàna voasisi-kevitra fanambaniana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a small boy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  petit garçon, appellation des petits garçons [Taisaka] [1.82]
8  petit garçon [1.8]
Ohatra  9  Nalefan' i boto hivarotra teny an-tsena indray. [2.445#]
10  Ao Andranosira indray isika vao haka an'i boto mirifatra. [2.442#]
Kamban-teny 
Anaran' olona 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny boto io

Teny iditra (2/2)14  boto
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  Volo mivondrona kely toa sanga eo an-tampondohan' ny vorona sasany [1.1]
Voambolana  17  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14